Mahafinaritra ee!

Mahafinaritra ee!
Tsy hitanareo fa hoe mahafinaritra ve ity voninkazo ity?
[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le jeudi 12 juin 2008 07:45

Modifié le mardi 15 juillet 2008 09:10

Io za!

Io za!
Ahoana ny fahitanao ahy?

Mahatsiaro izay rehetra mahatsiaro ahy aho ary tsy manadino ireo rehetra nahavita soa tamiko.

Misaotra ireo namako rehetra fa tsy manadino anareo aho!

# Posté le lundi 23 avril 2007 09:02

Modifié le vendredi 11 mai 2007 09:31

Stellah!

Stellah!
Izy no Stellah, Mpihira aram-pilazantsara izy, ary izaho moa dia iray amin'ireo mpitendry ao aminy!
Mahafinaritra be izy an!!!!!

# Posté le lundi 23 avril 2007 08:28

amis!

amis!
Avoir des amis?

- Alors fais comme eux!
- Aimes le tendrement!
[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le lundi 23 avril 2007 06:24

Modifié le vendredi 11 mai 2007 09:34

Anjely!

Anjely!
Mitandrema ianao! satria misy anjely sandoka maro manodidina anao ary mety hanimba ny hoavinao!

Koa mangataha amin'i Jesosy ianao mba ho tojo ilay anjely irinao!
[ Ajouter un commentaire ] [ Aucun commentaire ]

# Posté le lundi 23 avril 2007 05:46

Modifié le vendredi 11 mai 2007 09:39